Unknown - Malawi Anthem Text
Album:
IRy Tanindrazanay malala !
Ry Madagasikara soa
Ny fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao doria tokoa
Fiverenana
Tahionao, ry Zanahary
Ity Nosin-dRazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay.
II
Ry Tanindrazanay malala !
Irinay mba hanompoana anao
Ny tena sy fo fanahy anananay,
'Zay sarobidy sy mendrika tokoa.
III
Ry Tanindrazanay malala!
Irinay mba hitahiana anao,
Ka ilay Nahary izao tontolo izao
No fototra ijoroan'ny satanao.
Sent by Carlos André Pereira da Silva Branco
Hotele Warszawa
najlepszee oferty na hotele w Polsce
Hotele
centrum rezerwacji hoteli
Bilety lotnicze w promocyjnych cenach
rezerwacja biletów na caly swiat